Entry | 1 aretina tsy mampandry fangady |
Elementary words | 2 aretina, 3 tsy, 4 mampandry, 5 fangady |
Part of speech | 6 locution |
Explanations in Malagasy |
7 enti-milaza aretina mahafaty olona betsaka poporohana (toa tsy mandry mihitsy ny fangady fa ihadiana fasana tsy an-kijanona) [1.1] |
Explanations in French |
8 maladie qui cause une grande mortalité (qui ne laisse pas reposer la pioche) [1.54] |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |