Entry (1/4) | 1 erà |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ [1.1] |
Explanations in French |
4 amont [1.3#128] |
All compound words | 5 2 combinations of this word |
Vocabulary | 6 Space |
Synonyms | 7 ira |
Antonyms | 8 ava |
Entry (2/4) | 9 era |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (3/4) | 18 era |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 filazana [Taisaka]
[1.78] 21 fifanarahana [Bara] [1.78] 22 Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao? [1.1] |
Explanations in English |
23 consent, permission [1.7] |
Explanations in French |
24 permission [1.3#128, 1.8] 25 action de consulter, de demander conseil, consentement [1.3#128] 26 action de demander la permission [1.8] 27 avis [Taisaka] [1.82] |
Derivatives |
|
All compound words | 39 4 combinations of this word |
Entry (4/4) | 40 era
![]() |
Part of speech | 41 noun |
Explanations in English |
42 fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray [1.17] |
Anagrams | 43 are, 44 erà, era, 45 rea |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |