|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 erỳ |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Milaza toerana lavidavitra taza-maso tsara ka tondroina, mifamaly amin' ny arỳ raha tsy taza-maso fa takona: Erỳ ambonin' ny tendrombohitra no misy ny tranonay. (Arỳ ambadiky ny tendrombohitra arỳ no misy ny tanànan-dry Naivo)
4 Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 there quite far away (in sight)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 là-bas assez loin, visible
[1.8] |
| Ohatra |
7 ery no fanasanay lamba.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 12 any, 13 ao, 14 ary, 15 aroa, 16 aty, 17 ato, 18 atsy, 19 eny, 20 eo, 21 ery, 22 eroa, 23 ety, 24 eto, 25 etsy |
| Kamban-teny rehetra | 26 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 27 ery |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 Ilazana fanaovana izay hahatakona, fisitrihana tsy ho hita
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
30 l'état de ce qui est caché, dérobé à la vue
[1.3#129] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 42 erỳ |
| Sokajin-teny | 43 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
44 Entina manamafy izay lazaina; tokoa: Mahafinaritra erỳ izany mitsotsotra etỳ ambony ahi-maitso
[1.1] |
| Fivaditsoratra | ery, erỳ, 45 Rey, rey, 46 rie |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|