|
|
|
|

Entry (1/2)1  fandroaka
Part of speech  2  noun or adjective
Root  3  roaka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mandroaka, manosika hivoaka
Azo roahina
Explanations in French  5  [1.3#539] Ce qu’on peut pousser en avant, celui qu’on peut exiler, manière de chasser
Examples  6  [2.996#] Ary raha hoy hianao anakampo hoe: Firenena maro noho izaho ireo, ka hataoko ahoana no fandroaka azy?
Proverbs  7  Proverbs containing the word fandroaka

Entry (2/2)8  fandroaka
Part of speech  9  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Alika, amboa
12  [1.78] [Sihanaka] alika
Explanations in English  13  [1.2] [Provincial] [Mod. s. from mandroaka (roaka).] A dog. See alika, amboa
Explanations in French  14  [1.19] [Tankarana] chien (kivahy). § amboa
15  [1.54, 1.13] chien
16  [1.405] [Sakalava-Mayotte] chien
Vocabulary  17  Zoology: mammals

Anagrams  18  afandrako, andrakofa, fandaroka, fandraoka, fandroaka

Updated on 2025/08/10