|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 isafatsiroa |
| Singan-teny | 2 isa, 3 fa, 4 tsy, 5 roa |
| Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
| Ohatra |
7 miady irery manohitra ny Alemana ny Anglisy, herim-po isafatsiroa izany raha heverina ny tsi-fifandanjan' ny hery mifanandrina
[2.472]
|
| Tsipelina hafa | 8 isa fa tsy roa, safatsiroa |
| Fivaditsoratra | isafatsiroa, 9 isa fa tsy roa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|