|
|
|
|

Entry (1/2)1  finaritra
Part of speech  2  adjective
Root  3  faritra
Morphology 
4  Imperative :
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  14  [1.78] [Bezanozano] tsara, salama tsy marofy
15  [1.1] Salama tsara: Manao ahoana ianareo fa izahay dia finaritra tsara daholo
Miadana, sambatra: Finaritra izany fianakaviana izany satria miasa ary mifankatia
Faly: Finaritra izy mitifi-borona any an-tsaha
Voafaritra: Finari-bava (raikitra, voafetra, tapaka
Explanations in English  16  [1.2] happy, joyous, healthy, well, content, satisfied, delighted.
used in some provinces, especially by the Betsimisaraka, as a salutation, as: Finaritra, tompoko, you are well, Sir; i.e. How do you do, Sir? Manao finaritra anao aho: I salute you. The word finaritra may possibly be a passive with infix from faritra; or a compound of fina and aritra
17  [1.7] well, happy
Explanations in French  18  [1.19] [Tankarana] salut betsimisaraka, la réponse est la même.
19  [1.8, 1.5] bien portant; heureux
20  [1.5] joyeux
Examples  21  [1.38] Kaneía betsaka no tsy finaritra tamin' ny fanambadiana.
22  [2.131] Nahoana hianao raha mandry mahalefitra
no finaritra asian'olon-tsarotra?

23  [2.470] finaritra kosa ny ankizy mamindrafindra ny tongony amin' ny vato madinika sy ny tany malemy.
Proverbs  24  Proverbs containing the word finaritra

Entry (2/2)25  finaritra
Part of speech  26  passive verb
Root  27  faritra
Morphology 
28  Present :
29  Past :
30  Future :
Explanations in French  31  [1.3#155] circonscrit, limité
Synonyms  32  voafaritra

Anagrams  33  fanaritry, faniritra, finaritra, firanitra, fitrirana, nafaritry, narafitry, narifatry, nirafitra, nirifatra

Updated on 2025/08/10