|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitsoka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Famelezana amin' ny rantsan-kazo madinika, amin' ny teny maharary; fandaniana; fivarotana; fangalarana; fanaovana asa na zavatra vita tsara
Explanations in English  9  [1.2] In Imerina it means a rod, a horse-whip, a twig, a flexible cane. See kapoka, vely.
Explanations in French  10  [1.3#169] action de flanquer un coup, de lancer un coup, des paroles, de dépenser, de vendre, de gripper, de faire rondement, parfaitement

Entry (2/2)11  fitsoka
Part of speech  12  noun
Root  13  tsoka
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Fomba entina mitsoka na mandefa rivotra amin' ny vava: Tsy toy izao no fitsoka afo, ry Bozy
Toetran' ny rivotra heno toa mifafy na mikapoka: Malefaka ny fitsokan' ny rivodranomasina androany
Explanations in English  15  [1.2] [Provincial] whistling in a jocular manner
Examples  16  [2.643] Tery amin' ny tendron-kazo toa nisy rivotra mahery fitsoka ihany fa nampihofahofa sy nampidoladola ny laingo malefaka rehetra;

Anagrams  17  afitsok, fikatso, fitsako, fitsoka, fokatsy, kafotsy, tsakofy

Updated on 2025/07/29