|
|
|
|

Entry (1/2)1  gaina
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1#389] Tsy mahateny noho ny fahadisoam-panantenana; diso fanantenana fa ny zavatra efa teo an-tanana na nantenaina ho azo no lasa na foana
Explanations in English  10  [1.2] disappointed. See diso hevitra, fola-tana-manondro, haihay
Explanations in French  11  [1.3#193] Désappointé, décontenancé
Analogs  12  diso paika, diso tetika, diso fanantenana, mangaina, malazo molotra, mangaihay, mangasihasy, manjahatra, manjahana, mangotsoka, mangetoka, mitokaiky, ny antenain-tsy azo ny an-tanam-botsotra

Entry (2/2)13  gaina
Part of speech  14  noun
Derivatives 
15  Active verbs :
16  Names :
Explanations in Malagasy  17  [1.1] Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be
Explanations in French  18  [1.3#194] Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec
Synonyms  19  gaingaina

Anagrams  20  again, agany, agian, ainga, gaina, igana, nagai, nagia

Updated on 2025/08/10