Entry | 1 haingo |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words | 8 10 words containing haingo |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Zavatra apetaka amin' ny akanjo na entina eny amin' ny tena mba hahatonga ny tena ho tsara jerena: Mahafinaritra ny haingon' akanjonao Izay rehetra entina handravahana zavatra, ary na dia hatramin' ny ara-tsaina sy ara-panahy aza: Ho haingon' ny tokantranoko no hividianako io fanaka io / Be haingo loatra ny lahateniny 10 [1.13] zavatra entina na apetaka mba hahatsara jerena |
Explanations in English |
11 [1.2, 1.7] an ornament 12 [1.2] a decoration, an embellishment. See ravaka 13 [1.7] trimmings |
Explanations in French |
14 [1.3, 1.8] ornement 15 [1.3, 1.8, 1.13] parure 16 [1.3, 1.13] décoration 17 [1.3] embellissement |
Examples |
18 [2.5] Noro kosa nanatona an-dreniny, dia velona ny resaky ny haingo. 19 [2.470] hahazo izay tiany momba ireo haingo isan-karazany, ary Ingahibe no hampihanta azy amin' izany. |
Analogs | 20 ravaka |
Proverbs | 21 Proverbs containing the word haingo |
Anagrams | 22 angiho, gohina, hagony, haingo, higona, hogani, igohan, nigoha, ongahy |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |