|
|
|
|

Entry1  halatra
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  17  [1.1] Fakana zavatr' olona tsy an-drariny: Voarara ao amin' ny didy fahafito ny halatra
Fifetsena zavatr' olona: Halatra ankitsirano izao fihazonanao ny koramako izao
Zavatra nangalarina: Mahavoasazy ny mividy halatra
Explanations in English  18  [1.2] theft, pilfery, robbery
Explanations in French  19  [1.3#209] la chose volée, vol, larcin, action faite à la dérobée, sans permission: Sahy nivarotra halatra izy (Il a osé vendre des objets volés)
Examples  20  [2.4#132] Hita fa halatra ity, ary halatra goavana.
21  [2.69#18] tsy manana anton-koraka fa halatra no antenainy;
22  [2.472#129] Indray maka, nisy vonoana olona noho ny halatra mangahazo.
Analogs  23  rairay, temoka, latsakalina, behariva
Proverbs  24  Proverbs containing the word halatra
Article  25  Randzavola: halatra ao amin' ny Baiboly

Anagrams  26  alahatr, halatra, lahatra

Updated on 2025/08/10