|
|
|
|

Entry1  haleviko am-batan' orona raha maty
Elementary words  2  alevina, 3  vatana, 4  orona, 5  raha, 6  maty
Part of speech  7  locution
Explanations in Malagasy  8  enti-milaza olona izay tiana fatratra ka toa tsy foy halevina ao anaty tany [1.1]

Updated on 2025/10/11