Entry | 1 herinandro |
Elementary words | 2 herina, 3 andro |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Fe-potoana misy andro fito voafetran' ny kalandrie: Ny alahady no andro voalohany amin' ny herinandro araka ny kalandrie vazaha Fahelam-potoana misy andro fito: Ho vitanao herinandro ve io asa io? [1.1] |
Explanations in English |
6 a week [1.7] |
Explanations in French |
7 une semaine [1.8] |
Examples |
8 herinandro ihany aho, dia tafaverina.
[2.5#]
9 Andro andrandraina amin' ny herinandro. [2.4#] 10 Efa herinandro mahery izay no lasa izy. [1.508#] 11 Dia nandeha lalana herinandro izy miandevo; [2.69#] |
Vocabulary | 12 Time |
Hyponyms |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |