|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 isa fa tsy roa |
| Singan-teny | 2 isa, 3 fa, 4 tsy, 5 roa |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 tokana tsy manantsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin' ny toetra na ny hatsaran-tarehy)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 incomparable, unique, sans égal
[1.3] 9 Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415#1733] |
| Tsipelina hafa | 10 isafatsiroa, safatsiroa |
| Tovy hevitra | 11 tsy manam-paharoa |
| Fivaditsoratra | 12 isafatsiroa, isa fa tsy roa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|