Entry | 1 izay rehetra aleha maneno sahona avokoa |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] na inona na inona atao, ahazoana tsiny, bedibedy; na inona na inona atao toa tsy metimety daholo |
Elementary words | 4 izay, rehetra, aleha, maneno, sahona, avokoa |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |