|
|
|
|

Entry1  lahatra
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
All compound words  10  19 words containing lahatra
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Fitohitohizan-javatra na olona manaraka tsipika iray; fametrahan-javatra na olona mihitsy tomandavana: Tsara lahatra ny boky eto ambony latabatra izany
Lamina, fandaminan-javatra: Tsara lahatra ny kilalao tamin' ny lanonana 26 Jiona
Firindra, filazan-javatra milamina mifanaraka tsara: Tsy ilaina ny kabary tsara lahatra fa poaka aty
Fitondran' Andriamanitra na ny vintana mihatra amin' ny olombelona: Izao no lahatra ka atao ahoana?
Explanations in English  12  [1.7] order; ranks; fate
Explanations in French  13  [1.3, 1.7] arrangement
14  [1.3#370, 1.8] rang, ordre
15  [1.3#370] alignement, organisation, arrangement, discours: Tsara lahatra ny boky (Les livres sont bien rangés) ~ Tsara lahatra ny mpianatra (Les élèves sont bien alignés) ~ Tsara lahatra ny nanaovany izany raharaha izany (Il a bien organisé ce travail)
16  [1.8] destin
17  [1.66] destinée
Examples  18  [2.131] Ramielovola Ramielovoahangy / ny nifiny dia vato lahatra / ny tanany dia vanim-bero / ataonao ho trandraka anaty voaroy ve aho Randriamatoa?
19  [2.324] Ary na dia manaiky aza hianao, ka tsy lahatra, ho tanteraka aiza, ka afaka ny tsiny?
Proverbs  20  Proverbs containing the word lahatra

Anagrams  21  alahatr, halatra, lahatra

Updated on 2025/08/10