Entry (1/2) | 1 lahy |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 8 273 words containing lahy |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Teny entina milaza olona na biby mifanohitra amin' ny vavy. Raha itenenana olona ny hoe lahy dia fampiasa: 1) Hilazana zanaka lahy: Dimy mianadahy ny zanako; telo vavy, roa lahy. 2) Miaraka amin' ny teny milaza isa: Dia niainga izy roa lahy. 3) Ilazana ny vady lahy: Rasoa no ao fa ny lahy vao lasa nivoaka Manana ny fomba na toetran-dehilahy: Hanao tantsambo hono ny zanany lahy. |
Explanations in English |
10 [1.7] a male, a man; a husband masculine |
Explanations in French |
11 [1.8] mâle; homme; mari mâle, masculin 12 [1.405] [Sakalava-Mayotte] mâle |
Examples |
13 [2.470#102] Endrey, hoy ny lahy somary nihoraka; 14 [2.470] lahy iray izay no mba azy, tsy mitoetra miaraka aminy akory fa lasa nihary any anindratany any 15 [2.59#284] Dekona lahy sy vavy Analakely. 16 [2.245#53] ombi-lahy mitrena an-tseranana |
Antonyms | 17 vavy |
Proverbs | 18 Proverbs containing the word lahy |
Entry (2/2) | 19 lahy |
Part of speech | 20 interjection [Full list] |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
24 [1.1] Tenim-piontanana enti-milaza: 1) Alahelo, tsy fanampoizan-javatra: Lasa tokoa lahy izy! 2) Fiangaviana na fangatahana somary miambezo: Mba omeo aho lahy! 3) Fisalasalana, tsy fahalalana: Asa lahy! fa tezitra foana teo izy 4) Faniriana: Raha nanam-bola aho lahy novidiko itỳ saha itỳ |
Explanations in English |
25 [1.2] used in phrases like: asa lahy!, tsara lahy!, maty lahy! |
Anagrams | 26 haly, hila, lahy |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |