|
|
|
|

Entry (1/5)1  lava-
Part of speech  2  morphological form of lavaka

Entry (2/5)3  lava
Part of speech  4  adjective
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
All compound words  10  117 words containing lava
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Tsy fohy: Lava be izany akanjonao izany
Mitohitohy maharitra: Lava ny fotoam-pialan-tsasatra tamin' itaỳ
Explanations in English  12  [1.2] long, tall; without interruption
13  [1.7] long (of time and space)
Explanations in French  14  [1.8] long (se dit du temps et de l'espace)
Vocabulary  15  Time
16  Space
Antonyms  17  fohy
Analogs  18  avo dia, avo ranjanana, lava ranjanana, lavatsindakana, lavatsipaikona, pakapaka, jango, ranga, jakojako, fizofizo, ezoezo, mitezotezo, lava mitaikotaiko, rapeto, lava fe, lava sirana, lava dingana, tsy mindran-tohatra, mivahan-tsindrano, mitsororika, fezafeza, joaka (joroaka), mitsororoaka, marezoka, mirijarija, mandrindrina, milangalanga, tsy miery an-tsena, jaobe
Proverbs  19  Proverbs containing the word lava

Entry (3/5)20  lava
Part of speech  21  noun
Morphology 
22  Simple :
23  Prefixed :
All compound words 
Explanations in Malagasy  27  [1.1] Ny ilan-javatra be refy indrindra: Refeso kely ny lavan' ity trano itỳ / Ny sakany sy ny lavany

Entry (4/5)28  lava    
Part of speech  29  noun
Explanations in Malagasy  30  [1.17] vato miempo avoakan' ny volokano
Vocabulary  31  Geology

Entry (5/5)32  lava    
Part of speech  33  morphological form of laver
Examples  34  Il lava ses habits (Nosasany ny akanjony)

Anagrams  35  lava, vala

Updated on 2025/08/10