|
|
|
|

Entry (1/4)1  leo
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Present :
4  Past :
5  Future :
Derivatives 
6  Active verbs :
All compound words 
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany
Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana
Explanations in English  13  [1.7] has had enough and too much; disgusted
drunk
Explanations in French  14  [1.3#4011.8] qui en a assez; dégoûté
15  [1.3#4011.8] ivre
16  [1.3#4011.8] indisposé par un narcotique
17  [1.3#401] qui n'en veut plus
assoupi, étourdi
Synonyms  18  leony
Analogs  19  tofoka, boboka, tohina, tola, monaina, monamonaina, mamo, disaka, afapo, lamoka, boboka, tofoka, malilo, tala, malikiliky, lotika, lao, tsy tia hiherika, tsy tia veroka, tsy tia vovoka, tsy tia mainty, leom-boananana, tsy tia zava-boribory, tsy tia mololo
Proverbs  20  Proverbs containing the word leo

Entry (2/4)21  leo
Part of speech  22  adjective
Derivatives 
23  Relative verbs :
24  Names :
All compound words 
Explanations in Malagasy  32  [1.1] (matetika tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy") Tanty, zaka, azo zakaina, azo leferina: Tsy leoko ny ataonao ka handeha aho
Azo toherina, resy: Tsy leon' ny vato ny riaka
Explanations in English  33  [1.2] equalled, matched, overcome
34  [1.2, 1.7] borne, sustained
Explanations in French  35  [1.3#401] supportable, à quoi on peut résister, qu'on peut surmonter ou vaincre:
Tsy leoko ny ataonareo (Je ne puis supporter ce que vous faites) ~ Tsy leoko ny herin' ny hainandro (Je ne puis supporter la violence du soleil)
36  [1.8] supporté

Entry (3/4)37  leo
Part of speech  38  noun
Explanations in Malagasy  39  [1.78] [Bara, Tanosy] laona

Entry (4/4)40  leo
Part of speech  41  adverb [Full list]
Explanations in English  42  [1.2#390] [Provincial] to-day
Vocabulary  43  Time

Anagrams  44  elo, leo, ole

Updated on 2025/08/10