Entry (1/3) | 1 letsy |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Fitambotsorana, fietrena sy fidinana; fileferana, fiforetana noho ny lanjan' entana mitambesatra eo amboniny; fihenana |
Explanations in English |
10 [1.7] sinking under pressure |
Explanations in French |
11 [1.3#403] dépression, affaissement, action de ployer sous le poids, de diminuer 12 [1.8] qui s'enfonce sous pression |
Synonyms | 13 detsy |
Entry (2/3) | 14 letsy |
Part of speech | 15 adjective |
Explanations in Malagasy |
16 [1.78] [Bara]
ety, tery, tsy omby intsony |
Entry (3/3) | 17 letsy |
Part of speech | 18 pronoun [Full list] |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] ise, ialahy: Ialahy letsy mba mandehana |
Examples |
21 [2.5#66] Raha izay fatiantoka letsy, ry Albert! 22 [1.281#] Iny àry aloha ny lasiroa, letsy, ry Solo, ividiano ronono ho an'i Bozy. |
Other spellings | 23 lehitsy |
Tables and plates |
24 All the pronouns |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |