|
|
|
|

Entry1  lova
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  16  [1.1] Vola na fananana navelan' ny ray aman-dreny ho an' ny zanany: Nahazo lova be izy
Toetra, aretina nafindran' ny ray aman-dreny na ny razana tamin' ny taranany: Hatsaram-panahy no hany lovany tamin' ny ray aman-dreniny.
Explanations in English  17  [1.7] an inheritance
Explanations in French  18  [1.8] héritage
Examples  19  [2.445] Ireny no lova sarobidy avy amin' ny razana.
20  [2.508] ny ray aman-dreny masi-mandidy amin'ny lova;
Analogs  21  lovabe
Proverbs  22  Proverbs containing the word lova
Article  23  Randzavola: lova ao amin' ny Baiboly

Anagrams  24  lavo, lova, valo, vola

Updated on 2025/08/10