Entry | 1 mahalana |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 halana |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1#554] Be elanelany, tsy mifanakaiky: Nataonao mahalana loatra ny hazo nambolena ka betsaka ny ambiny tsy lany Tsy mpiseho matetika, indraindray foana: Mahalana vao mitsidika anay aty ny lehibem-paritany 6 [1.13] tsy mateti-piseho |
Explanations in English |
7 [1.2] far apart, not close. |
Explanations in French |
8 [1.3#208] clair-semé, espacé, qui se fait ou arrive de temps en temps 9 [1.13] rare |
Examples |
10 [2.529#] Namindra mahalana indray ilay tovolahy, nananika ny fiakarana somary mideza. |
Antonyms | 11 matetika |
Analogs | 12 makaka, bakaka, bakatraka, manify, manify fafy, malalaka be elanelana, mielanelana, tsy matetika, tsy mifanety, tsy fahita matetika, tsy fahita firy, mitsitapitapy, indraindray tadiavina, tsy fahita firy ohatra ny gisa mainty |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mahalana |
Anagrams | 14 analaham, hamalana, hanalama, mahalana, mañahala, manalaha |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |