|
|
|
|

Entry (1/2)1  mambosy
Part of speech  2  active verb
Root  3  ambosy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] mankahery: Nanambosy tsara ny mpianatra izy talohan' ny fanadinana
mamporisika, mitarika mitaona hanao: Nanambosy ny mpiasa hikomy mihitsy ranona ka notanan' ny fanjakana
Analogs  9  manaboly, manabony, mandrobo, mandroboka, manangely, manejokejo, manojikojy, manolikoly, mandrokiroky, mandraviravy, manjono, mandango, mandangolango, manitikitika, manangoly, manao safosiaka, mitomany ambony fe, mandoka, midredro, manao teny malefaka, manao ronono antavy, manao kobaka am-bava, manao volana hatenda, manao lango malefaka, manao vola-mahadradraka, manao fandria-malemy lafika, manao lokanga hisatra, manao hatsohatso, mizara vava, manabony, manabosy

Entry (2/2)10  mambosy
Part of speech  11  active verb
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
Explanations in Malagasy  15  [1.13] manao izay hanombohana na hanafainganana fiota ara-tsimia iray
Explanations in French  16  [1.13] catalyser
Vocabulary  17  Chemistry

Anagrams  18  ambosim, asombim, mambosy, masomby

Updated on 2025/07/29