|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandroboka
Fototeny  2 roboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandentika, manatsoboka, manasaika, manasòka, ao anaty rano: Tsy mahay mandroboka landy ao anaty rano-nato aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to plunge something into water, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 plonger dans [1.3]
7 plonger dans l'eau, flotter [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Mpanahaka  12  manasaika, 13  manasoka, 14  manatsoboka, 15  mandentika, 16  manitrika, 17  manoboka, 18  mitaona
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)20  mandroboka
Fototeny  21 roboka
Sokajin-teny  22  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  23 mampirisika [Tambahoaka] [1.78]
24 Mambosy, mitaona, manambitamby hanao zavatra: Ianao ve, ry Dadatoa, no handroboka ahy hanao zavatra toy izany? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  25 cajoler, séduire [1.3]
26 séduire [1.8]
Haiendriteny 
27  Ny ankehitriny :
28  Ny lasa :
29  Ny hoavy :
30  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02