Entry (1/2) | 1 manaika |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 aika |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Manery, manao izay hampikitroka: Iza no nanaika ireto tofo tanimanga ireto Miantso (olona maro) ho vory: Ny mahaloza azy dia aisy basivava nanaika fokonolona (Emilson D. Andriamalala) Miantso, maka: Raha bainga no hanehana mpamadika, dia izahay no fiantso (Kabary am-panambadiana) |
Explanations in English |
10 [1.2] to collect others, to cause to assemble, to cause to come together in close proximity. |
Examples |
11 [2.470#] manaika ireo namany hitaom-pary an-tsarety Rainitoandro ka manampinampy azy amin' izany I Katy sy I Lidy zanany |
Entry (2/2) | 12 manaika |
Part of speech | 13 active verb |
Root | 14 haika |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] 16 [1.78] [Bezanozano] [mañaika] mihantsy |
Explanations in English |
17 [1.2] [Provincial]
same as mihaika |
Anagrams | 18 amaikan, amakany, amakian, kiamana, makiana, manaika, maniaka, miakana, mianaka, namaika, Namakia, namakia, namiaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |