|
|
|
|

Entry1  manankarena
Elementary words  2  manana, 3  harena
Part of speech  4  adjective
Explanations in Malagasy  5  Enti-milaza ny olona manana amby ampy, manam-be, na vola na fananana: Vitsy ny manankarena malala-tanana [1.1]
Explanations in English  6  (manan-karèna) rich, opulent, wealthy. [1.2]
7  (manan-karèna) to be rich [1.7]
Explanations in French  8  (manan-karèna) être riche [1.8]
Examples  9  Tsy misy manankarena tahak'io, izao tany rehetra izao. [2.366#]
10  Nefa lehilahy lehibe manankarena, hajaina eo an-tanĂ na! [2.499#]
Synonyms  11  komohina, mpanalina, mpanarivo, mpanefohefo, mpanjato, ngetroka, tremalahy
Analogs  12  mpanjato, mpanarivo, mpanalina, komohina, tremalahy, mpanefohefo, ngetroka, mpanontany ny ory
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2025/09/12