|
|
|
|

Entry1  manaratsy
Part of speech  2  active verb
Root  3  ratsy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Manao izay haharatsy: Aza manaratsy tarehy toy izao ianao
Manao ho ratsy: Tsy mety ny manaratsy ny tsara fa izany no manao hala volo
Manendrikendrika, manoso-potaka, manabanty, manao tsinontsinona, manaboka: Manaratsy ny namany foana Rabe
Explanations in English  11  [1.7] to speak evil of
Explanations in French  12  [1.107] diffamer
13  [1.3, 1.8] calomnier
14  [1.3] dénigrer, rendre mauvais, laid, vilain: manaratsy ahy lalandava izy (il me dénigre sans cesse)
Examples  15  [2.131] Mpitovo manan'anaka manaratsy an-dreniny
16  [2.285#] Raha misy vehivavy manaratsy loatra, dia hevero fa angamba sahala izy sy i Nestina.
Analogs  17  manebaka, manamavo, mamasoka, manabanty, manazimba, manaboka, manafoka, maniny, manakiana, manakizaka, manizakiza, manambany, manatsizarizary, manao ambanin-javatra, manao tsinontsinona, manenitra, mamotsifotsy, maniratsira, manevateva, mamingavinga, manitsakitsaka, manosihosy
Proverbs  18  Proverbs containing the word manaratsy

Anagrams  19  anatsiram, isantaram, isatranam, manaratsy, mañatsary, manatsira, manisatra, maratsañy, matsiraña, misantara, misatrana, siramanta

Updated on 2025/08/10