|
|
|
|

Entry1  mandrakizay
Elementary words  2  mandraka, 3  izay
Part of speech  4  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  5  Tsy misy fiandohany ary tsy misy fiafarany: Andriamanitra dia mandrakizay
Tsy manampahataperana: Ny fiainana mandrakizay
Na rahoviana na rahoviana: Tsy hisaraka aminao mandrakizay aho [1.1]
Explanations in English  6  forever [1.7]
Explanations in French  7  éternellement [1.3, 1.8, 1.5]
8  à tout jamais [1.8]
Examples  9  Rahefa manambady aho dia ho mandrakizay, fa tsy ho vetivety. [2.471]
10  ho tia an' i Sahondra mandrakizay! [2.529]
11  - Veloma mandrakizay ary, ry Raozikeliko. [2.499]
12  Ny Tangena dia tsy ampinomana mandrakizay. [2.59]
All compound words  13  mandrakizay doria
Vocabulary  14  Time
Synonyms  15  mandrakizay alaovalo, mandrakizay antaranoana, mandrakizay doria
Analogs  16  doria, alaovalo, antaranoana
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Updated on 2025/10/11