Entry | 1 metaly |
Part of speech | 2 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Zavatra hadina any anaty tany ka azo empoina sy tefena mba hanaovana karazan-javatra maro samihafa: Ny volamena, metaly sarobidy fa ny vy, metaly ilaina fatratra |
Explanations in English |
7 [1.7] metal |
Explanations in French |
8 [1.3, 1.8] métal |
Vocabulary |
9 Chemistry |
Analogs | 10 mineraly, vy, valovoka, varahina, varahimaitso, vifotsy, fanitso, firaka, firapotsy, firamainty, halimo, volavelona, volafotsy, volamena, andriamby, taimby |
Anagrams | 11 atelim, elatim, lematy, metaly |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |