|
|
|
|

Entry (1/2)1  migaga
Part of speech  2  active verb
Root  3  gaga
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mijery zavatra na olona, miaraka amin' ny fiaikena ny hatsarany na ny habeny na ny toetrany iray izay mihoatra ny fahita an-davanandro: Migaga ny habetsahan' ny kintana ny sain' ny olombelona
Explanations in English  9  [1.2] to wonder at, to be astonished.
Explanations in French  10  [1.3] Admirer, être étonné
Analogs  11  mikoy, mihorika, miaiky, mitampim-bava, mitanaka, mivanaka, midonàka, mitokaka, midagaga, mitolagaga

Entry (2/2)12  migagà
Part of speech  13  imperative of active verb migaga [Full list]
Root  14  gaga
Explanations in Malagasy  15  [1.1]
Explanations in French  16  [1.3]

Anagrams  17  igagam, migaga, migagà

Updated on 2025/08/10