|
|
|
|

Entry (1/2)1  mikorontana
Part of speech  2  active verb
Root  3  korontana
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Tsy milamina, misafotofoto ambony ambany: Mikorontana ny zavatra ato an-trano
Isehoan' ny tsy fifanarahana, tsy mifanaraka: Mikorontana ny fanambadian-dry zareo
Misy tabataba: Nikorontana be ihany ny fanjakana tamin' izay
Synonyms  9  mifanjevo, misaritaka, misavoritaka, mifotofoto, misafotofoto, misavorovoro, mikorokoro
Analogs  10  tsy milamina, mifangaro be ihany, mifamotaka ambony ambany

Entry (2/2)11  mikorontàna
Part of speech  12  imperative of active verb mikorontana [Full list]
Root  13  korontana
Explanations in Malagasy  14  [1.1]
Explanations in French  15  [1.3]

Anagrams  16  ikorontanam, mikorontàna, mikorontana

Updated on 2025/08/10