Entry (1/2) | 1 mila |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 ila |
Morphology |
|
All compound words | 8 40 words containing mila |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Mitaky zavatra tsy azo avela: Mila rivotra ny zavamananaina mba hiainany Mangataka: Mila hevitra aminao aho Mitady: Mila ady amiko izy ~ Mila faty izay mandeha eto efa madiva, efa akaiky: Mila hianjera ity trano ity |
Explanations in English |
10 [1.2] to want, to need, to ask, to beg, to get. Used only of the desire to get inanimate objects. If used of persons it has an immoral meaning. 11 [1.7] to need; to ask for |
Explanations in French |
12 [1.8] avoir besoin de; chercher; demander |
Analogs | 13 miharana ady, mitoha ady, mandranto ady, manenjan-tsandry, mihaika, mihantsy ady, manao antsongo ravina |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mila |
Entry (2/2) | 15 milà |
Part of speech | 16 imperative of active verb mila [Full list] |
Root | 17 ila |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] |
Explanations in French |
19 [1.3] |
Anagrams | 20 ilam, lamy, lima, maly, milà, mila |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |