Entry (1/2) | 1 mitaiza |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 taiza |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Mampinono, mamelona: Nitaiza ny zanany rehetra io vehivavy io Mikarakara izay hahasoa, miahy: Rakoto zokiko no mitaiza io lahiantitra io Manao izay haha-olom-banona: Mitaiza tsara ny mpianany io mpampianatra io. |
Explanations in English |
11 [1.7] to nurse, to bring up |
Explanations in French |
12 [1.8] nourrir, élever |
Examples |
13 [2.324] Izy izao no mitaiza an-dRazaimalala? |
Analogs | 14 mikarakara, mikajakaja, miahy, miraharaha, mikanonkanona, mamelona |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mitaiza |
Entry (2/2) | 16 mitaizà |
Part of speech | 17 imperative of active verb mitaiza [Full list] |
Root | 18 taiza |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] |
Explanations in French |
20 [1.3] |
Anagrams | 21 itaizam, mitaiza, mitaizà |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |