Entry | 1 mitandrina |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tandrina |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mampifantoka ny saina amin' ny zavatra iray ka manao izay rehetra azo atao mba tsy hisy hahavoa ny tena amin' izany: Mitandrema tsara rehefa mihazakazaka sao potraka Miambina olona, manara-maso izay ataony: Tovolahy kely iny no nitandrina ny mpianatra ka nolalaoviny fotsiny Mikarakara, manolokolo, mikajakaja: Aoka tandrina ity boky ity ohatra ny anakandriamaso ianao Manaraka, manatanteraka: Izay te ho voavonjy, aoka hitandrina ny didy |
Explanations in English |
9 [1.7] to take care of; to look after; to be careful |
Explanations in French |
10 [1.8] prendre soin de, surveiller; avoir soin |
Examples |
11 [2.4] Aleo mitandrina ihany fa loza izay teo izay. |
Analogs | 12 mikolokolo, manolokolo, mitity, mikarakara, mahavatra, mahakandikandy, mikajy, mikojakoja, miahy, mikononkonona, mitaiza, mitsabo, miambina, miandry, miaro, misoroka, mitsimbina, mitandro, misaingy, mandala |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mitandrina |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |