|
|
|
|

Entry1  mitombo
Part of speech  2  active verb
Root  3  tombo
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Derivatives 
8  Active verbs :
All compound words 
Explanations in Malagasy  11  [1.78] [Taisaka] mihalehibe; mihamaro
12  [1.1] Mihalava, maroroka, mihalehibe: Mitombo dia mitombo ity zaza ity ~ Nitombo fahendrena izy
Mihamaro, mihabe, mihabetsaka: Vetivety foana dia nitombo ny isan' ny mponina
Mitatra, mandroso: Tsy mitsaha-mitombo ny varotr' io Rangahy io
Misondrotra: Nitombo be ny rano hatramin' ilay orana farany tao
Mihatsara: Izay tiana mitombo tarehy
Explanations in English  13  [1.7] to increase; to grow
Explanations in French  14  [1.8, 1.13] croĆ®tre
15  [1.8] augmenter
16  [1.13] pousser, grandir, se développer
Examples  17  [2.470] mitombo saina tokoa ny ankizy, mitombo fanahy, mitombo vatana koa, tsy azo lavina.
Analogs  18  mihalehibe, miitatra, mamokatra, manjanaka, manana, mihombo, mihamafy, mihasarotra, manao hararaotra, manitatra, manabe voho, manao be filaza, manao laza masaka, manao filazan-dramitraho, manao lazam-balala, manao tera-bao filaza, manao kitsanitsany, manao laza rezatra, manao laza habobo, milaza valamaty, matavy filaza, masadroatelo
Proverbs  19  Proverbs containing the word mitombo

Updated on 2025/08/10