|
|
|
|

Entry1  mitsako dilana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mitsako, dilana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] manao fihetsehan' ny vava toa mitsako nefa tsy mihinana na inona na inona, tsy misy inona tsakoina; tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana
Synonyms  5  mitsapodilana

Updated on 2025/07/29