|
|
|
|

Teny iditra1  volomaso
Singan-teny  2 volo, 3 maso
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 eyebrows [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 les cils des paupières [1.8]
Ohatra  7  Tokony mijery ambany ilay olona rehefa manao io fihetsika io ianao: Ilay piti-javatra matetika dia hita ao anatin' ilay mikentrona kely manakaiky ny sisin' ny volomaso. [2.424#]
Voambolana  8  Haiaina
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09