|
|
|
|

Teny iditra1  raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana
Singan-teny  2 raha, 3 baka, 4 misisika, 5 ianao, 6 izaho, 7 kirongo, 8 azo, 9 idirana
Sokajin-teny  10  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  11 teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy
12 manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny
13 hifanandrina [1.1]
Tovy hevitra  14 raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana, raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17