|
|
|
|

Entry (1/6)1  rano
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
5  Passive verbs :
6  Names :
All compound words  7  388 words containing rano
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Zavatra mikoriana izay tsy manana bika ho azy, fa maka ny bikan' ny fitoerana asana azy na ny toerana misy azy ihany, tsy misy lokony na tsirony, ary atao fisotro, fanasana zavatra ary fidiovana
Explanations in English  9  [1.2] water [Mal. Ayer; Jav. Koki, and Toyan rano; Caroline Islands rao; Ceram arr; New. Heb. Ôna; Menadu and Port Morseby ranu.]
10  [1.7] water; liquid
Explanations in French  11  [1.8, 1.196] eau
12  [1.8] liquide
13  [1.405] [Sakalava-Mayotte] eau
Examples  14  [2.324#] Niroboka tao anaty rano izy ireo;
15  [2.69#286] Misotro rano dikain' ny gisa anie!
16  [2.576] Nalahatra tsara niamboho rano ireo
17  [2.442#95] Jereo iry botry am-povoan-drano iry!
18  [2.131] ny lakana no manjaka ambonin'ny rano
inona no manjaka ambonin'ny tany?

19  [2.471] Tsy mahita intsony ny masoko ditsoky ny rano
20  [2.470] Tsy nangataka rano hosotroina intsony koa izy
21  [2.472] rano mangatsiaka izany, hoy ilay namany nandika
Proverbs  22  Proverbs containing the word rano
Article  23  Randzavola: rano ao amin' ny Baiboly

Entry (2/6)24  rano
Part of speech  25  noun
All compound words 
Explanations in French  27  [1.196] la sève qui s'écoule des arbres. On dit aussi ranon-kazo (littéralement : eau des arbres). Mais cette expression a changé de sens. Autrefois elle s'appliquait aux teintures préparées à partir des bois colorants : bois de campêche, bois de rose, nato, etc. La sève de certaines plantes reçoit un nom spécial quand elle a des emplois particuliers. Par exemple : ranon' akondro : sève obtenue du Bananier.
Vocabulary  28  Botany: (in general)

Entry (3/6)29  rano
Part of speech  30  noun
Explanations in English  31  [1.2] a child that dies under two years of age

Entry (4/6)32  rano
Part of speech  33  noun
Explanations in English  34  [1.2] a disease supposed to arise from water
Vocabulary  35  Health

Entry (5/6)36  rano
Part of speech  37  adjective
Explanations in English  38  [1.2] soft, delicate; liquid; very sharp; suffused with perspiration

Entry (6/6)39  raño
Part of speech  40  noun
Explanations in Malagasy  41  [1.78] [Taisaka] sakaiza

Anagrams  42  aron, naro, oran, raño, rano, roña, rona

Updated on 2025/08/10