Entry | 1 rantsankazo |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 rantsana, hazo |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fisampantsampanan' ny taho lehibebe izay misandrahaka indray kosa avy amin' ny vatan-kazo; sampaho mitondra ny voa 6 [1.1] [rantsan-kazo] ny sampan' ny hazo maniry |
Explanations in English |
7 [1.2] [rantsan-kazo] The branch of a tree. |
Explanations in French |
8 [1.196] branches d'un arbre |
Examples |
9 [2.59] ary hazo hatao tsatòka sy rantsankazo (kirihitra) no entin'ny olona isam pokon' olona isan andro. 10 [2.245] Mitondra rantsankazo misy raviny izy ireo, ka afatopatony amin' io ny torotorom-bola (songerim-bola) araka ny mahazatra azy. |
Vocabulary |
11 Botany: (in general) |
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Updated on 2025/08/10 |
![]() |