|
|
|
|

Entry1  ratsy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy tsara tarehy, mahasosotra ny mijery azy: Ratsy ny satroko noho ny anao
Tsy manan-toetra tsara, tsy mamy, tsy mahasalama, tsy manjary...: Ratsy izany mofo izany
Ratsy ity trano ity fa sady maizimaizina no tsy mahazo rivotra
Olona fatra-panimba ny sasany, mamohehatra: Tsy sahy mandeha amin' ity lalana ity aho fa be olon-dratsy, hono, eto ho eto. [1.1]
Explanations in English  4  bad; wicked [1.7]
Explanations in French  5  mauvais [1.3#516, 1.8]
6  méchant, de mauvaise qualité, nuisible, laid, vilain [1.3#516]
Examples  7  Ary ny alarobia, tonon' andro ratsy; [2.48]
8  Niteny ratsy tamiko izy, hoy Feno. [2.472]
9  Tsy nitsahatra teo anefa ny asa ratsin-dRakoto. [2.285#285]
10  Ka inona no tetik' ady ratsiny, araka ny voalaza taminao? [2.643#187]
11  Maty I Solo, maty noho ny anjara ratsin' ny fianakavianay. [2.472#162]
12  Nefa tsy afa-maina fa ahazoanao dimam-polo miampy izay valisoa omen' ny mpividy ity nama-ratsinao. [2.323#8]
Morphology 
13  Simple :
14  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  32  82 combinations of this word
Antonyms  33  tsara
Analogs  34  ratsiratsy, tsizarizary, tsy tsara, tsy manahoana, eo ho eo, benahoana, tsy vanona, tsy mahomby, tsy manjary, fatritran-javatra
Proverbs  35  Proverbs containing that word

Anagrams  36 ratsy, 37 satry, 38 sitra, 39 Tarsy

Updated on 2025/10/11