|
|
|
|

Entry1  saobakaka ambody riana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  saobakaka, ambody, riana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fitenenana ilazana ny olona tsy milamintsaina fa voakorontana sy mitebiteby lava toy ny saobakaka voakotaban' ny fivarinan' ny rano mianjera ao amin' ny riana eo akaikiny

Updated on 2025/07/29