|
|
|
|

Entry1  saroro
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Teny mandrendrika, atao mba hahazoana mamerivery dia ka hisiam-potoana hanamasahana ny tetika hamelezana: Mitandrema ianao fa olona be saroro Rangahy iny
Explanations in French  10  [1.3] cajoleries trompeuses, action de tromper par la ruse, de gagner adroitement du temps, de sonder
Examples  11  [2.69#] Dia niady fo nanady sy nanenona ny alika, fa mbola tsy nahalala ny saroro nataon' ny kary ihany.
Other spellings  12  sarory, sororo
Synonyms  13  safary
Proverbs  14  Proverbs containing the word saroro

Updated on 2025/08/10