|
|
|
|

Teny iditra1  sinensis    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: karazana ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Camellia sinensis  4 dite, 5 ditevazaha
Citrus sinensis  6 voasary
Vigna sinensis  7 antsiroke, 8 bozy, 9 langom-boanemba, 10 lojy, 11 lozy, 12 tsiaridrafy, 13 voanemba, 14 voanimba

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28