|
|
|
|

Entry (1/2)1  sokatra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fivohana; tsy fikombonana fa fitanatanana. [1.1]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :

Entry (2/2)22  sokatra
Part of speech  23  noun
Explanations in Malagasy  24  Karazam-biby mandia tongotra efatra, iva tongotra, mifono ao anaty akora, izay mafy eo amin' ny faritra manarona ny lamosiny sy ny tendany, manify kosa eo amin' ny fanambaniny; manatody aleviny any anaty fasika ny sokatra; hanin' ny olona ny nofon' ny sokatra [1.1]
Explanations in English  25  a turtle or tortoise [1.7]
Explanations in French  26  petite tortue [1.54]
27  tortue [1.8]
Examples  28  Izy roa tonta dia samy mankafy sokatra, kanefa samy fady mihinana sokatra lavitra ny ranomasina. [2.508#17]
29  Nahefa lovia-bara, hara teny sakalava milaza hoditra ny sokatra lebibe izay ao amy ny ranomasina, fa tsy kely tahaky ny sokatra aty Merina, ka anaovana taozavatra betsaka. [2.48]
All compound words  30  2 combinations of this word
Vocabulary  31  Zoology: reptiles, amphibians
Analogs  32  fano, kapiky, sokabe

Anagrams  33 koartsa, 34 kosatra, 35 rotsaka, 36 satroka, 37 sokatra, 38 trosaka, 39 tsoraka

Updated on 2025/10/08