|
|
|
|

Entry (1/3)1  taha-
Part of speech  2  morphological form of tahaka

Entry (2/3)3  taha
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  fanomezan'ny mpampirafy ny vadiny tranainy rehefa maka vady vaovao izy: Manome taha [Taisaka] [1.78]
6  Karazan-tsazy atao onitry ny zavatra tsy ara-dalàna natao tamin' olona
Vola na zavatra nomen' ny lehilahy ny vadiny voalohany raha manaiky ny hirafy amin' ny vehivavy hafa io vehivavy io
Onitra nomen' ny mpiampanga ilay olona nampangaina raha ohatra ka voamarin' ny fampinomana fa tsy manan-tsiny ilay io
Fampitoviana olona na zavatra maro mba hahafantarana izay tsara na lehibe na ambony kokoa
Vola alatsaka ao anaty renirano hitana mba ho tafita soa aman-tsara ireo mita [1.1]
Explanations in English  7  a payment of compensation; a comparison [1.7]
Explanations in French  8  compensation, dédommagement : comparaison [1.8]
9  taux [1.13]
10  (toute l'île). Dédommagement donné par l'accusateur à l'accusé lorsque celui-ci était reconnu innocent ayant surmonté l'épreuve ordalique. Voirhazontaha. Aussi : préparations végétales propitiatoires, souvent accompagnées de menue monnaie, qu'on jetait dans la rivière avant de passer à gué, pour ne pas être happé par les crocodiles. [1.196]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  31  2 combinations of this word
Vocabulary  32  Botany

Entry (3/3)33  taha
Part of speech  34  noun
Explanations in Malagasy  35  fitsaboana [Tambahoaka] [1.78]
36  fitsaboana [1.13]
Explanations in French  37  soin [1.13]
All compound words  38  taha fery
Vocabulary  39  Health

Anagrams  40 hatà, hata, 41 taha

Updated on 2025/10/12