|
|
|
|

Entry (1/2)1  takona
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words  8  14 words containing takona
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Voasakan-javatra ka tsy hita: Takon' ireo hazo ireo ny tranonay
Miafina amin' ny...: Takona ahy ny tarehiny
Explanations in English  10  [1.7] hidden, not seen
Explanations in French  11  [1.3#653] caché, dérobé à la vue, secret: Takon’ ny tamboho izy ka tsy hita (Il est caché par la muraille et on ne le voit pas) ~ Takona azy ny tanàna (Le village lui est caché) ~ Takona antsika ny zavatra ho avy (L'avenir nous est caché)
12  [1.8] caché, qu'on ne voit pas
Examples  13  [2.69#] ka hianao ho takona, ary izaho tsy ho hita!
14  [2.332#] Aza mifanalavitra loatra, hoy izy, ary mandrosoa kely Indriana fa takona.
15  [2.588#] Hoby moa izany no nataon'izy rehetra, raha mbola tsy takona akory izahay.
Proverbs  16  Proverbs containing the word takona

Entry (2/2)17  takona
Part of speech  18  noun
Derivatives 
19  Active verbs :
20  Passive verbs :
21  Relative verbs :
22  Names :
Explanations in Malagasy  23  [1.1] Fiaraha-mibata zava-mavesatra; firaisana hina hanao zava-dehibe sarotra iray; fiarahana mibata na mikarakara faty iray
Explanations in English  24  [1.2] [Provincial] a provincial name for a palanquin. See lanja, tondra, entina
Explanations in French  25  [1.3#654] action de porter à plusieurs un lourd paquet, un mort qu’on va ensevelir

Anagrams  26  akaton, akotan, antoka, atakon, atokan, atonak, kantao, katona, kotana, naatok, nakato, nakota, natako, natoka, takona, tanako, tokana, tonàka, tonaka

Updated on 2025/08/10