|
|
|
|

Entry (1/3)1  tana-
Part of speech  2  morphological form of tanana

Entry (2/3)3  tana
Part of speech  4  noun
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Tazona, fihina, geja amin' ny tanana
Explanations in English  14  [1.2]
Explanations in French  15  [1.3#664] Action de tenir, de retenir, d'arrêter, de saisir, de garder: Raha izany no re, tsy tana ny ranomaso (En entendant cela, personne ne peut retenir ses larmes)

Entry (3/3)16  tana
Part of speech  17  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  22  [1.78] [Tanala] [taña] tanalahy, tana: Mañano dian-tana
23  [1.1] Biby mandady, irain-jehy na 20 sm eo ho eo ny halavany, manan-toetra manokana fa afaka miovaova volo arakaraka ny toerana misy azy ka sarotra avahana amin' ny manodidina -- Ny lahy aminy dia atao hoe tanalahy ary ny vavy tanavavy, izay mbola manana anarana maro arakaraka ny maha-tanora na zokinjokiny azy: soamarandrana, kamora, kamaitso, kamarabe
Explanations in English  24  [1.7] a chameleon
Explanations in French  25  [1.8] caméléon
Vocabulary  26  Zoology: reptiles, amphibians
Analogs  27  kamaitso, kamora, kamarabe, soamarandrana
Proverbs  28  Proverbs containing the word tana
Article  29  Randzavola: tana ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
30  31  32 

Anagrams  33  atan, nata, tana

Updated on 2025/08/10