|
|
|
|

Entry (1/2)1  teny
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
All compound words  9  184 words containing teny
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Feo avoakan' ny vavan' ny olombelona, izay misy heviny: Tsy nanonona teny na dia indraim-bava aza izy
Fitambarana tarehintsoratra misy heviny, rafipeo milaza hevitra iray ka atao indray manonona sy indray manoratra: Misy teny telo ao amin' ny hoe: "Io eo Rakoto"
Enti-milaza koa ny karazan-teny ampiasain' ny firenana samihafa: Mahay teny anglisy ve ianao?
Explanations in English  11  [1.7] a word; speech; a language
Explanations in French  12  [1.3, 1.8, 1.13, 1.5] mot
13  [1.3, 1.8, 1.5] parole
14  [1.3] proposition, discours, commandement, prohibition, défense, commission, la volonté exprimée des ancêtres, des parents
15  [1.5] ordre
16  [1.8, 1.13] langue
17  [1.8] langage
Examples  18  [2.131] ka ahoana ny teniny ahoana ny hafany?
19  [2.293] ary izao no teny nentiny nila azy:
20  [2.324] -Izany ihany no teniko aminareo, hoy ny Vazaha.
21  [1.38] Atao dikan' ilay teny grika hoe:
Vocabulary  22  Linguistics
Proverbs  23  Proverbs containing the word teny

Entry (2/2)24  teny
Part of speech  25  adverb, past form [Full list]
Elementary words  26  t~, eny
Explanations in Malagasy  27  [1.1] Endriky ny mpamaritra matoanteny "eny" ilazana ny lasa: Nisy olona efa teny amin' ny volana ve tamin' ny taona 1920?
Examples  28  [2.324] Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia tsiravina nahita ny faty niampatrampatra teny
Analogs  29  eny

Anagrams  30  enti, enty, inte, nety, teny

Updated on 2025/08/10