|
|
|
|

Entry1  teraka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Vao nivoaka ny kibon-dreniny ka manomboka miaina eto an-tany: Vao teraka, hono, io zaza io dia nitsiky
Latsaka antany, foy (raha atodim-borona no lazaina)
Nandatsaka zaza avy ao an-kibo: Teraka halina Ramatoa Rasoa
Miseho, mitranga: Vao teraka io lamaody io, dia nanao akanjo manasa-pe daholo ny sakam-bavy rehetra / Teraka ny volana [1.1]
Explanations in English  4  delivered of a child
born [1.7]
Explanations in French  5  né [1.3, 1.8]
6  qui a enfanté, accouché
qui a produit des feuilles, des fleurs, fruits [1.3]
7  qui a mis au monde un enfant
qui vient de mettre bas [1.8]
8  (racine verbale) Veut dire enfanter (pour les femmes), mettre bas (pour les animaux) mais pour les plantes signifie produire des fleurs, des fruits, des bulbilles, des rejets. [1.196]
9  né [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  10  ny mponina tera-tany anefa vitsy [2.366#18]
11  fa izahay anie terak' ombi-manga [2.69#229]
12  hianao no teraky ny volana, zafin' ny masoandro [2.606#182]
13  Tsy nisy fahafatesana teo amin' ny velona, fa tsy mbola teraka ny Ota [2.5]
Morphology 
14  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  27  21 combinations of this word
Vocabulary  28  Biology 29  Zoology: (in general) 30  Botany: (in general)
Analogs  31  ary, foy, mahitamasoandro, vakymaso, foyelatra, latsakaantany, velombao, mifana, nitondrafolovolana, mivadijaza, mihetsijaza, tongaandro, tsyampyandro, tsytongavolana, afajaza, tsymanaotakalokely, vakymanta, manaootykely
Proverbs  32  Proverbs containing that word

Anagrams  33 atrake, 34 atreka, 35 etraka, 36 karate, 37 raketa, 38 retaka, 39 teraka, 40 treaka

Updated on 2025/10/12