|
|
|
|

Entry1  tia
Part of speech  2  active verb
Morphology 
3  Simple :
4  Imperative :
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
All compound words  10  29 words containing tia
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Manana fironana na firaiketana amin-javatra na olona iray: Tia an' io saka io izaitsizy i Naivo
Mahatsiaro ho voasintona tsy hisaraka aman' olona iray, izay na ho an-tena, hasian-tsoa ary hahafoizan-javatra na hahafoizan-tena mihitsy aza: Tsy misy tsy tia ny zanany, na ny biby aza
Mahatsiaro hafinaretana amin-javatra iray: Tia hira malahelohelo ny zandriko / Tia ny mitsangantsangana eny amoron-dranomasina izy
Mahazoazo, mankafy: Tia akondro fatratra Rangahy vadin-dRazanany
Explanations in English  12  [1.2#6441.7] to love, to like
Explanations in French  13  [1.3, 1.8] aimer
14  [1.3] affectionner, vouloir, désirer, agréer, approver
Vocabulary  15  Emotions
Analogs  16  mirona, miraikipitia, miraikipo, mandala, mankamamy, mankafy, mankasitraka
Proverbs  17  Proverbs containing the word tia

Anagrams  18  aty, atỳ, ita, tai, tay, tia

Updated on 2025/08/10